Aller au contenu

Bozen

Avy amin'i Wikipedia

46°04′N 11°21′E / 46.067°N 11.350°E / 46.067; 11.350

Bozen
Velarantany 52,03 km2
Isam-ponina 108,245 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Italia
Faritany NC
Faritra  Trentino-Südtirol
Bozen (Bolzano)

Bozen (italiana: Bolzano) dia renivohitry ny faritanin'i Bolzano ao  Trentino-Südtirol, any  Italia Avaratra. Miaraka amin'ny mponina 108.245, Bozen no tanàna lehibe indrindra any Trentino-Südtirol ary fahatelo lehibe indrindra amin'ny Tyrol ara-tantara.

Fiainany Taloha

[hanova | hanova ny fango]

Hatramin'ny 1918 io tanàna io dia an'i  Aotrisy

Renirano: Adige (Etsch)

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]