Aller au contenu

Alger

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Algiers)

36°46′10″N 3°13′13″E / 36.76933°N 3.22033°E / 36.76933; 3.22033

Alger
Velarantany 363 km2
Isam-ponina 3 415 811 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna M. Mohamed Kebir Addou
Firenena Aljeria
Faritany NC
Faritra NC

I Alger dia tanàna renivohitr' i Aljeria. Atao hoe الجزائر العاصمة / Al-Jazāʾir El ʿĀṣima izy amin' ny teny arabo fa ⴷⵣⴰⵢⴻⵔ / Dẓayer na Lezzayer kosa amin' ny teny berbera. Tamin' ny taona 2010 izy dia nisy mponina miisa 6 730 000 fa nanodidina ny 8 000 000 izany tamin' ny taona 2020.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.