Cotonou
Apparence
6°21′00″N 2°26′00″E / 6.35000°N 2.43333°E
Cotonou
| |||
Velarantany | 79 km2 | ||
Isam-ponina | 679,012 mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | Benîno | ||
Faritany | Littoral (Benin) | ||
Faritra | NC |
I Cotonou dia tanàna ao amin' ny tapany atsimon' i Benîno, izay ao amin' ny morontsiraka eo anelanelan' ny Helodranon' i Ginea sy ny farihy Nokoue, ao Afrika Andrefana. Izy no renivohitra ara-tokaren' i Benîno. Nisy mponina miisa 1 228 667 any ho any izy tamin' ny taona 2021. Malaza ao Afrika Andrefana i Cotonou noho ny fananany tsena iraisam-pirenena mirefy 20 hektara (Dantokpa).
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Cotonou |