Aller au contenu

wiktionary

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Wiktionary dia Rakibolana iaraha-manao.

Efa misy amin'ny teny maro be http://wiktionary.org ka azontsika gasy atao ihany koa ny mamorona ny antsika.

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

wiktionary

  1. misy amin'ireo rakibolana maimaimpoana novokarin'ny tetikasa iaraha-miasa tantanan'ny Wikimedia Foundation
  2. rakibolana an-tserasera mitovy amin'ny Wiktionary

Tsiahy