Aller au contenu

résistance

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Frantsay

[Ovay]

Anarana iombonana

résistance

  1. Fiarovana ataon'ny olona sy ny biby ary ny zavamiaina bitika amin'ny fahavalo
  2. Hery ahafahany manohitra ny havizanana, faharetana
  3. sakana, fanoherana, fahasarotana
  4. toetra ahafahan'ny vatana iray manohitra ny fiasan'ny vatana hafa

Tsiahy